|
|
|
|

Entrée1  tsy vaky atatra
Mots élémentaires  2 tsy, 3 vaky, 4 atatra
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 olona tsy mahalala menatra na kely ara; olona lany henatra [1.1]
Explications en français  7 impudent, éhonté [1.3]
Exemples  8  Araka ny filazany, dia olon-dratsy sy tsy vakiatatra daholo ireny olona ireny. [2.4]
Autres orthographes  9 tsy vakiatatra
Synonymes  10 tsy vaky afero
Antonymes  11 vaky atatra

Anagrammes  12 tsyvakiatatra, 13 tsy vaky atatra

Mis à jour le 2025/11/02